====== Fampahafantarana ====== IQUALIF dia logiciel fakana sombiny tahiri-kevitra izay ampiasaina aminy fakana ampahany aminy manandanja aminy tahirin-kevitra ho an'ny be sy ny maro anisan'izany ny adiresy, laharana finday,mahakasika ny mailaka avy amin'ny alalan'ny vonton-atin'ny pejy mavo sy fotsy. Mitokana ny fakana kinova ny logiciel IQUALIF izay mamela anao manao ny fitsongaina eo amin'ny vontoatiny pejy mavo sy fotsy miavaka. IQUALIF dia efa voadika amin'ny fiteny 16 manerantany mba hanamorana ny fampiasana ny application amin'ny fiteny niaviany avy. ====== Tanjona ====== IQUALIF dia natao hanomezana tahirin-kevitra ho an'ny olona miavaka sy contact ana orinasa ho an'ny fikarohana, varotra amin'ny alalan'ny aterineto ,varotra , ary tanjona hafa ara kormesialy. Tena lalana iray mahomby aminy fampivoarana ny asa amandraharaha aminy karazana B2B ary B2C izy ity. ====== Fisontonana ====== Raha te haka ny Kinova maimaimpoana ny IQUALIF, clickeo eo amin'ny [[https://www.iqualif.com/en/yellow-data-pages-extractor-white-extract-people-business-download-scrapper]]. Tadiavo ny kinova IQUALIF ho an'ny firenenao(Olona sa Varotra). Clickeo eo amin'ny bokotra ''Misintona'' mba ahazoana ireo fichier azo tonga dia alefa. Azonao atao ny misintona ny kinova fahazoan-dàlana mivantana amin'ny ficlikena eo [[https://www.iqualif.com/en/buy]]. Safidio ny faritra sy firenenao. Safidio ny kinova tianao ary kitiho ny '' Misintona ''. ---- ====== Fametrahana ====== =====Windows===== Rehefa vitanao ny fisontonana ny logiciel avy ao aminy trano kala dia , clickeo ''.exe'' installer mba ampandehanana ny fikirakirana. Fenoy ny dingan'ny fametrahana ary jereo ny birao an'ny ecran anao mba ahitana raha efa ao ny icône kely IQUALIF. Clickeo indroa ny icône mba ampandehanana ny application aminy izany. - Alefaso ny logiciel ita ao amin'ny downloaded .exe mitovy amin'ireo windows application rehetra. - Afaka tonga dia alefanao ny logiciel izay efa eo amin'ny birao anao. Raha maniry ny hijery horonantsary mifandraika amin'izay ianao dia eto: https://www.youtube.com/watch?v=jDT745KFcBY =====MAC===== Clickena indroa ny ''.pkg'' rakitra izay vao avy nosontominao tao amin'ny systeme Mac ilay ny anao. Fenoy ny fandefasna ary sokafy ny Finder application. Tadiavo ireo valopy izay misy ny application ary sarito ny application IQUALIF nao ao amin'ny tambatra ny application.Clickeo indroa ny application mba ampandehanana ny IQUALIF. - Alefaso ny logiciel ita ao amin'ny downloaded .pkg mitovy amin'ireo Mac application rehetra.(raha misy fampitandremana mipoitra dia , clickeo droite ary clickeo ny oe manokatra) - Afaka tonga dia alefanao ny logiciel izay efa eo amin'ny birao anao. =====Linux===== unzipeo ilay ''.zip'' izay vao avy nosontominao tao aminy Linux ilay ny anao. Tadiavo ny fichier extracté anao. Installeo ny package amin'ny alalan'ny commande ana ligne izay milaza hoe apt-get install ${packagename} Na unzip ${packagename}.zip sudo java -jar ${packagename}/l.jar Jereo ihany koa [[en:public#Troubleshooting|Troubleshooting]] ---- ====== Fandaminana tsara ireo interface====== - Fomban'ireo lisitra {{:en:list.png|}} - Eo andalam-pikarohana {{:en:search_progress.png|}} - Fomban'ireo mpitady {{:en:browser_mode_-_iqualif.png|}} - Eo andalam-pikarohana{{:en:search_progress.png|}} - Fomba amin'ny fanodinana tanana{{:en:manual_mode_-_iqualif.png|}} - Eo andalam-pikarohana{{:en:search_progress.png|}} - Manafatra fisie (Import list){{:en:import_list_-_iqualif.png|}} - Eo andalam-pikarohana{{:en:search_progress.png|}} ---- ====== Atomboy ny fitadiavana ====== IQUALIF dia mamela anao hitady ireo fifandraisana amin'ny alalan'ny application interface ankapobehiny. Afaka misafidy fitehirizana foibe amin'ny alalan'ny fametrahana ireo karazana tahirinkevitra ho an'ny olona na raharaham-barotra ary avy eo dia mampanankery ireo fitadiavana ho an'ireo safidi-mpiakaroana nataonao . {{ :choose_directory.png?nolink&400 |}} Misy fomba dimy amin'ny fikarohana fitrandrahana angona; fitadiavana lisitra, Fikarohana Semi-Auto, Fikarohana amin'ny tanana, fitetezana fikarohana, ary fikarohana amin'ny fisie nohafarana ; =====Lisitr'ireo karazana fomba===== Ny fikarohana modely lisitra dia mandaitra amin'ny fanangonana fifandraisana marobe miaraka amin'ny ireo click tsikelikely. Mba hanombohana fikarohana amin'ny maody lisitra - Safidio ny maody lisitra - Safidio ny faritany avy eo amin'ny faran'ny ankavia eo - Safidio avy eo amin'ny varavarankely afovoany ny tanàna tadiavinao - Aorian'ny fisafidianana ny faritany sy ny tanàna dia fidio ny lalana (s) avy amin'ny varavarana ankavanana - Clickeo ny bokotra mandeha {{:button_start.png?nolink&16|}} avy eo ambony mankeo aminy fandefasana tahirin-kevitra notsongaina. Isaky ny manomboka fikarohana vaovao, ny application dia mandefa hafatra pop //“Ampio amin'ny fikarohana farany izay natao?”//. Click ''Eny'' raha te-hanisy angon-drakitra amin'ireo valiny voamarina teo aloha ianao na tsindrio ''Tsia'' raha te hitazona valim-pikarohana vaovao ianao amin'ny rakitra hafa. Azonao atao ny manamarina ny fivoaran'ny fikarohana ao amin'ny bare kely ambany amin'ny ecran. - Rehefa tapitra 100% ny fikarohana dia ampitao izay voahangona amin'ny alàlan'ny fanindriana ny bokotra fandefasna valiny{{:save_icon.png?nolink&20|}}. Alefaso ny valiny izay afaka tehirizina ao amin'ny .csv, .xls and .xlsx formats. Azonao atao ny mampiato ny fikarohana amin'ny fotoana rehetra amin'ny fanindrina ny bokotra Fiatoana{{:pause_icon.png?nolink&16|}} ary avereno izany aorian'izay {{ :list_mode.png?nolink&600 |}} =====Karazana fitetezana===== Ny fomba amin'ny fitetezana dia manampy amin'ny fitadiavana fifandraisana mivantana amin'ny tranokala mavo / fotsy. - Safidio ny fomba fitetezana - Soraty ao amin'ny bara fikarohana tranokala ary tsindrio ''Ampidiro'' - Raha vantany vao fenoin'ny tranokala ireo firaketana dia tsindrio {{:button_start.png?nolink&16|}} bokotra hanafarana valiny ao amin'ny IQUALIF - Raha vantany vao vita ny fanafarana, dia clickeo ny {{:save_icon.png?nolink&20|}} bokotra handefasana ny fifandraisana amin'ny fitaovanao {{ :browser_mode.png?nolink&600 |}} =====fomba Semi-Auto ===== fomba Semi-Auto dia mitady ireo tahirin-kevitra fifandraisana ho an'ireo lalana voatokana ihany. Hanombohana fikarohana semi-auto dia - Safidio ny fomba Semi-Auto - Safidio ny province avy eo amin'ny varavarana ankavia - Safidio avy eo amin'ny varavarankely afovoany ny tanàna tadiavinao - Soraty ny anaran'ny lalana aminy varavarankely ankavanana - Atombohy ny fikarohana - Manondrana angona ho an'ny fitaovanao amin'ny endrika izay tinao {{ :semi_auto_mode.png?nolink&600 |}} =====Fomba aodina tanana===== Ireo fitadiavana aminy fomba aodina tanana dia mamela ny fidirana amin'ny fifandraisana amin'ny alàlan'ny fanoratana tanana ireo fenitra takina sy ireo toerana misy anao - Safidio ny fomba fanodinana tanana ao anatin'ny lisitra - Raha te haka mahakasika ny olona dia ampidiro ny kaody postaly, Tanana, ary ny arabe ao amin'ny ecran miaraka amin'ny safidy pejy fotsy efa voafantina avy amin'ny fitehirizana valopy be. Ho an'ny tahirin-kevitra ara-barotra, ampidiro eo amin'ny ecran ny anaran'ny departemanta sy ny arabe. - Clickeo eo amin'ny {{:button_start.png?nolink&16|}} button to start the search. - Clickeo eo amin'ny data option rehefa vita ny fikarohana. {{ :manual_mode.png?nolink&600 |}} =====Avy any amin'ny tahirin-kevitra nafarana===== Mba hitadiavana ireo valopy be miaraka amin'ny fisie izay nafarana dia mila manana .csv iray ianao , izy io dia mitaky anarana amin'ny colonne ao anatin'io format io. {{ :i-1.png?nolink&800 |}} Tsindrio ''CTRL+I'' eo amin'ny clavier fanoratana na mandeana ao amin'ny ''Fisie'' tab ary safidio ny ''Manafatra Fisie'' avy eo amin'ny lisitra eo amin'ny ecran raha anokatra ny fisie fanafarana {{ :i-2.png?nolink&200 |}} Tsindrio eo amin'ny ''Fitetezana'' bokotra eo amin'ny ecran oe manafatra mba hisafidianana ny fisie CSV anao izay avy ao amin'ny machine anao. Safidio ireo fisie anao ary clickeo ny ''Manokatra'' {{ :i-3.png?nolink&800 |}} Ireo fisie nafarana dia hameno ny colonne ao anatin'ny grille sahala amin'ny sary etsy ambany {{ :i-4.png?nolink&400 |}} Ampifanarao ny fisie an'ireo colonne miaraka amin'ny table colonne ary clickeo ny ''Manomboka''. On successful import, a pop-up message will appear //“Import is done”// {{ :i-5.png?nolink&300 |}} Clickeo eo amin'ny {{:button_start.png?nolink&16|}} bokotra avy amin'ny menio ambony. Misy hafatra pop-up hiseho manontany raha te-hanomboka fikarohana vaovao ianao {{ :i-6.png?nolink&600 |}} Clickeo eto ''Fitadiavana vaovao ao ami'ny fisie'' option. Hanomboka ny fikarohana amin'ny colonne izay nafarana. nafarana ny fampiharana. Miandrasa mandra-pahatapitry ny fikarohana 100% ary aondrano ny tahirin-kevitrao amin'ny endrika irina ---- ====== fahazoan-dàlana====== Ny sarin'ny fahazoan-dàlana dia manome antsipiriany momban'ny sata mifehy ny activation anao amin'izao fotoana izao Raha anokatra, etsy ambony amin'ny ecran, clickeo eo amin'ny menio ''Fahazoan-dàlana''. Tsindrio ny bokotra mividy hahazoana fidirana amin'ny endrika an-tserasera, izay hahafahanao misafidy ny endri-vokatrao ary hampiditra ny fampahalalana momba ny faktiora ilaina. Ity dia horonan-tsary manazava ny fomba hijerena izay kinova amin'ilay logiciel ampandeaninao :https://www.youtube.com/watch?v=gAGNEdbKS5Y ===== mampiasa kinova fitsapana ===== Aorian'ny fametrahana ny kinova fitsapana, mankanesa any amin'ny tabilao fahazoan-dàlana ao? menio ary kitiho ny Activate 3-andro Fitsapana maimaim-poana. Click ''OK''. Hisy hafatra pop-up hiseho //“Product has been activated”// {{ :wiki:trial_activation.png?600 |}} ===== Mampiasa fahazoan-dàlana ===== Azonao atao ny mahazo ny lakile fampandehanana fahazoan-dàlana amin'ny alàlan'ny fividianana ny logiciel amin'ny fampiharana na fitsidihana tranokala[[https://www.IQUALIF.com/en]]. Clickeo eo amin'ny {{:buy.png?nolink&20|}} bokotra hividianana ny vokatra mivantana avy amin'ny fampiharana Raha te hampandeha ny fahazoan-dalàna dia sokafy ny ecran fahazoan-dàlana avy amin'ny''?'' menu ''Fahazoan-dàlana''. Safidio ny ''Ampiasao ny Fahazoan-dàlana'' option ary ampidiro ny lakile ny fahazoan-dalàna Raha handeha haingana kokoa, dia manoro hevitra izahay handika-apetaka ny fahazoan-dàlana, alaivo tahaka ny fahazo-dalàna ''-'', tsindrio ny efajoro voalohany ary apetaho amin'ny fanindrina ny CTRL+V Clickeo ny ''OK'' mba hamaranana ny fampandehanana. Hisy hafatra pop-up hiseho amin'ny fampahavitrihana mahomby {{ :activate_message.png?nolink&300 |}} ===== Makà fahazoan-dàlana ===== Afaka mahazo fahazoan-dàlana IQUALIF ianao amin'ny fividianana ny logiciel amin'ny tranokala na amin'ny alalan'ny ficlickena ny {{:buy.png?nolink&25|}}ho an'ny application Safidio ny entana ary ampio amin'ny fitaovana fiantsenana. Mandrosoa amin'ny fizahana mba hanomezana ny mombamomba anao amin'ny antsipiriany sy ny antsipirian'ny karatranao. Horaisinao amin'ny alàlan'ny mailaka ao anaty adiny iray aorinan'ny fanamafisana ny baiko ny lakilem-pahavitrihanao. Ny fandoavana dia azo atao amin'ny aterineto amin'ny alàlan'ny tranokala, Debit / Credit Card, Bitcoin, ary PayPal. Ho an'ny fandoavam-bola amin'ny Bank Transfer, mifandraisa amin'ny departemantan'ny varotra amin'ny alàlan'ny endrika fifandraisana an-tserasera mba hahazoana antsipiriany bebe kokoa. ---- ====== Fivoarana ====== Ity dia bara fandrosoana izay manondro ny toeran'ny fikarohana ankehitriny - Pejy sisa: mampiseho ny isan'ny fikarohana lehibe ao anaty filaharana (oh: trano fisakafoanana any Ontario) - Pejy manaraka sisa: mampiseho hoe firy ny pejy manaraka ao anaty filaharana (ohatra ny fisakafoanana ao Ontario aseho amin'ny pejy 7) - Pejy amin'ny antsipiriany sisa: fampisehoana ireo pejy firy miaraka amin'ny antsipirian'ny fifandraisana misy info feno ao (oh: pejy profil) {{ :en:wiki_example.png?nolink&600 |}} ---- ====== Fanovana ====== Hanokatra, eo an-tampon'ny ecran, kitiho ny menio ''Fisie>fanovana'' =====Fiteny===== Ity fanovana ity dia ahafahanao mandika ny IQUALIF amin'ny iray amin'ireo fiteny misy avy amin'ny dropdown. Ny IQUALIF dia azo adika amin'ny fiteny 14 ao anatin'izany ny frantsay, holandey, espaniola, italianina, arabo, portogey, tiorka, Hindi, koreana ary japoney. =====Makà antsipiriany bebe kokoa===== Ity fanamboarana ity dia mamela anao ahazo fampahafantarana misy misy kokoa,avy amin'ny antsipiriany pejin'ny kompania. Raha tsy mandeha ilay izy dia mandeha mailaka kokoa ny fitadiavana. =====Manatsoaka mailaka ana tahirin-kevitra misy misy kokoa===== Ity fanovana ity ((kinova mavo ihany)) dia mamela ny fisafidianana raha te hikaroka mailaka koa ianao. Raha tsy mandeha dia haingana kokoa ny fikarohana =====Mamafa dika mitovy===== Ity fanovana ity dia hanamarina ireo dika mitovy amin'ireo laharana telefaona ireo ary hamafa ireo tahirin-kevitra miverimberina amin'ny valiny nafarana =====Manafina ireo matihanina===== Azonao atao ny mamela ny boaty '' Afeno '' (( kinova fotsy ihany)) hanafoanana ny firaketana matihanina amin'ny karoka rehetra. Ity setting ity dia azo ampiharina amin'ny karoka pejy mavo sy fotsy =====Lanlindalina kokao===== =====fanavaozana ny fanovana===== Azonao atao ny mametra ireo fahita matetika amin'ny fanavaozana ny tahirin-kevitra automatique amin'ity fizarana ity. Misafidiana 1 andro, 2 andro, 7 andro na 30 andro amin'ilay lisitra na clikeo eo amin'ny ''Mitsirika kinova vaovao'' ataovy ny fanovanao isaky ny rehefa afaka ainao {{ :updates.png?nolink&400 |}} =====kinova ahodina tanana===== Ity video ity dia hampiseho aminao ny fanavaozana ny logiciel ahodina amin'ny tanana: https://www.youtube.com/watch?v=X1Vlcpm2RYE&t=10s =====Alefaso any amin'ny sehatr'ireo serveur===== Azonao atao ny manondrana ny tahirin-kevitra fikarohana ataonao amin'ny serveur amin'ny alàlan'ny fampidirana ny mari-pahaizana serveur amin'ity fizarana ity. Ampidiro ny antsipirian'ny fifandraisana MySQL - Host IP - Database - Mpampiasa - Teny miafina Clickeo eo amin'ny bokotra ''Fanoarana'' bokotra hijerena raha tafaorina ny fifandraisana. Handray ity hafatra diso ity ianao raha tsy tafapetraka ny fifandraisana {{ :server_connection_error.png?nolink&600 |}} =====Fomban'ny serveur (Master/Slave)===== Azonao atao ny mampandeha ny application anao amin'ny maody server ary manangàna fifandraisana master-slave amin'ny masinina hafa amin'ny fanatanterahana ireo asa fikarohana. Mba hamoronana fifandraisana iray toy izany dia ampidiro ny teny miafina sy Port ana slave ana machine. Ny fanovana dia mitaky famerenana fampandehanana isaky ny ''Mandeha'' and ''TSY MANDEHA'' =====Fampandehanana ny IP obfuscation===== Azonao atao ny manery ny adiresy IP anao noho ny lalàna mifehy ny tsiambaratelo na fanakanana. Raha mampihatra ny tsindry eo amin'ny bokotra fitetezana raha manafatra lisitra proxy .csv. Ny lisitry ny proxy dia tokony ho amin'ny endrika manaraka ity 10.0.0.1:3126 or socks;10.0.0.1:3126;user;pass Clickeo eo amin'ny boite ''Mifidy fampandehanana'' fisorohana ny IP ---- ====== Maripandrefesana na Tableu de bord ====== Raha te hanokatra, eo an-tampon'ny ecran, clickeo eo amin'ny menio ''Fisie> tableau de bord'' ny ecrana ana tableau de bord dia manampy amin'ny fanombohana karoka lavitra roa amin'ny masinina maro miaraka. Azonao atao ny manara-maso ny fandrosoan'ny fikarohana ataonao amin'ny milina iray. Raha te hanampy Masinina vaovao dia ampidiro ny adiresy IP, ny adiresy Port, ny Password ary clickeo ny ''Manampy''. You can select multiple machines to delete or refresh data simultaneously. Azonao atao ny misafidy machine marobe hamafana na hamelombelona tahirin-kevitra miaraka mandeha. ---- ====== Mahakasika azy ====== Raha anokatra, dia eo antampony ecran dia clickeo eo aminy menio''?>Mahakasika'' Momba ny ecran mpanome fampahalalana momba ny anarana kinova IQUALIF, rafitra famoahana isa, ny antsipirian'ny OS systeme d'exploitation, ary ny andinindininy IQUALIF (Hafainganana / Pejy isan'ora / Fifandraisana isan'ora) IQUALIF Canada 41 White v 1.098.99.151 Windows 8.1 (x86,32)(1/155/178) ---- ====== Fanesorana ====== =====Windows===== Tongava eo amin'ny Control panel sy clickeo eo amin'ny ''Esory ny programa na ny toetoetrany''. Tadiavo ny IQUALIF ary click droite raha hanaisotra ny application Raha tianao dia afaka mijery horonantsary eto ianao: https://www.youtube.com/watch?v=kopC_PiYSRs&t=6s ====Fitaritana aminy fomba fanesorana==== Ity horonan-tsary ity dia hampiseho aminao ny fomba hanesorana ny logiciel amin'ny tanana: https://www.youtube.com/watch?v=qaHDn_RdmRE =====MAC===== - Sintomy ny application avy ao amin'ny tahirin' Applications mankany amin'ny fitahirizana fako ary esory ny application - Fafao ny application ao anaty system ana fisie: - Sokafy ny mpitady fisie - Eo an-tampon'ny ecran dia tsindrio ny menio Go - Clickeo eo amin'ny icon'Home' - Sokafy ny fitahirizana application 'Application Data' - Afindrao amin'ny corbeil ny fitahirizana IQUALIF =====Linux===== //Amin'ny alàlan'ny Software Manager// - Sokafy ny Ubuntu Software manager. - Clickeo ny ''Voapetaka'' Tab ary tadiavo ho an'ireo application izay efa nampidirinao - Tsindrio ny bokotra Esory eo akaikin'ny application anao. Hisy hafatra pop-up hiseho //“Vonona ve ianao anaisotra ny logiciel IQUALIF”//. Clickeo ''Manaisotra''. //Amin'ny alàlan'ny tsipika Command// Raha hamafa ny IQUALIF dia soraty ny “apt-get” command eo amin'ny ligne de command sudo apt-get --purge remove IQUALIF ---- ====== Famahana olana ====== Raha sendra an'ity olana ity ianao eo am-panombohana ny fampiharana dia araho ireo dingana ary andramo ny hamerina ny fampiharana ===== famahana olana eo amin'ny fampandehanana ===== Olana mety hitranga : * Tsy afaka mi install aho * Famerenana amin'ny laoniny ny solosaina mandritra ny fametrahana azy, ny vahaolana dia ny fametrahana indray * Tsy misokatra ny logiciel aorian'ny fametrahana azy ====Windows==== - Clickeo indroa ny ''.exe'' eo amin'ny logiciel IQUALIF nalaina rehefa avy naka ny logiciel avy amin'ny tranokala ianao. Avieo dia misokatra ny installer ary miseho ny ecran tongasoa. - Clickeo ny manaraka raha anohy. - Miseho eo amin'ny ecran ny fifanarahana fahazoan-dàlana. Ekeo ary tsindrio Manaraka raha hanohy. - Miseho eo amin'ny ecran ny fametrahana tahiry. Tsindrio Manaraka raha hanohy. - Mandeha ny logiciel ary miseho eo amin'ny ecran fa mahomby amin'ny fametrahana azy. - Clickeo ny famitana azy. - Ao amin'ny birao anao, kitiho indroa ny kisary hanombohana ny application ====MAC==== - Clickeo droite ny fisie ''.pkg'' izay vao avy azonao tamin'ny aterineto, ary ao amin'ny MAC ny anao ary clickeo ny manokatra. Ny sokafy ny installer ary miseho ny oe tongasoa eo amin'ny ecran. - Clickeo ny manaraka raha hanohy. - Miseho ny fifanarahana fahazoan-dàlana eo amin'ny ecran. Ekeo ary clickeo ny manaraka raha hanohy. - Miseho ny fametrahana valopy be eo amin'ny ecran.Tsindrio Manaraka raha hanohy - Mipetraka ny logiciel, ary miseo eo amin'ny ecranny hafatra fa vita tsara ny installation. - Clickeo ny hoe vita. - Tadiavo ny fampirimana application ary sintomy ny IQUALIF mankany amin'ny fampirimana ny application. Kitiho indroa ny application hanombohana ny IQUALIF. - Afaka alefa amin'izay ny logiciel avy ao amin'ny fampirimana ny application ==== Linux ==== * Tsiriho [[https://tecadmin.net/install-oracle-java-11-lts-on-centos/|this link]]. Miasa aminy Java 8 miaraka amin'ny lalana novaina mifanaraka amin'izany. * Ampandehano mitovy amin'ny ity (Tsiriho ny java kinova anao) alohan'ny andefasan'ilay izy (na manovà ''Tontolo'' fisie ao amin'ny systeme anao):export JAVA_HOME=/usr/java/jre1.8.0_221-amd64/ export PATH=$PATH:/usr/java/jre1.8.0_221-amd64/bin * Avoahy ao anaty boritra amin'ny alalan'ny GUI na ligne ana comandy * Ligne de commande (alefaso ny "IQUALIF Canada 41 White" mba ho fanoharana): - Maka fitahirizana vaovao:mkdir -p "$HOME/Application Data/IQUALIF Canada 41 White" && cd "$_" * Tsy maintsy foroninao ao anatiny ity fitahirizana ity "$HOME/Application Data", na hahazo afatra kely ianao raha tsy mandeha ny logiciel. - Adikao ao aminy ny arisiva alaina ito:cp "/path/to/IQUALIF Canada 41 White.zip" . - Avoavy anaty baoritra ito:unzip "IQUALIF Canada 41 White.zip" - Esory ny archive:rm "IQUALIF Canada 41 White.zip" ===== Troubleshooting Open ===== ==== Windows ==== - Clickeo droite ny hitsin-dalana IQUALIF miorina amin'ny birao - Safidio ''Sokafy miaraka amin'ny'' mikaroha instaland led Java - Safidio ny Java ary tohizo ''ampiasao foana ito application ito hanokafana ny .jar files'' - Clickeo ''Ok'' - Atombohy indray ny fangatahana hijerena raha toa ka voalamina ny olana Raha tsy nahita java ianao tao amin'ny lisitry ny programa napetraka, dia angamba noho ny antony tsy nametrahana ny Java miaraka amin'ny fametrahana ny logiciel. Andramo apetraka aminy izany. - Mandehana ao amin'ny C drive ary sokafy ny Program Files (x86) - Safidio ny fampirimana IQUALIF - Tadiavo ny ''jre-8u31-windows-i586.exe'' fisie setup ary double-clickeo ny installation anazy - Farano ny dingan'ny installation - Atombohy indray ny fampiharana IQUALIF hijerena raha voavaha ny olana ==== MAC ===== - Sokafy ny Finder App - Clickeo eo amin'ny menu ''Mandeha'' eo an-tampon'ny ecran ary safidio ''Home'' - Osoraty ny angona ao amin'ny application ary avy eo ny fampirimana IQUALIF - Sokafy ny fisie''l.jar'' mba hanombohana application ---- ====== Fahadisonkafatra ====== ^ Fahadisoana ^ Anstipirihany ^ | Tsy ekena ny valintenin'ny serveur, andramo indray na mifandraisa aminay amin'ny antsipiriany bebe kokoa| Ireo valin'ny serveur tsy mety dia miseho indraindray amin'ny fanombohana programa, fampidirana ny kinova / fahazoan-dàlana fitsapana, na famelomana ireo lisitry ny fifandraisana. Ny fanamboarana mety ho an'ny lesoka dia: Miezaha hametraka indray ny programa, manamarina fanavaozana ny lozisialy, miandry ny servera ho tonga afaka | | Tsy misy rakikevitra voaray, valin'ny mpizara(Serveur) tsy mety, andramo indray na mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampinyl| ::: | |Valiny poakaty, valin-tenin'ny serveur tsy mety, azafady mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny | :::| |Serveur anatiny manao fahadisona, Valin'ny serveur tsy mety, mba ataovy rafraichi ny lisitra na mifandraisa aminay amin'ny antsipiriany bebe kokoa|:::| | Tsy misy fampitandremana tahirin-kevitra, valiny tsy mety ataon'ny serveur, mba ataovy rafraichi ny lisitra na mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny | :::| | Tsy fietezana, mba andramo indray na avereno indray IQUALIF, mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny | Mitranga ny lesoka rehefa tsy afaka manomboka ara-dalàna ny application. Avereno alefa ny application mba hahitana raha voavaha ilay olana | | Fahadisoana amin'ny fandefasana programa, Azafady atsaharo ny IQUALIF na mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny | Mitranga ny lesoka rehefa tsy afaka manomboka ara-dalàna ny rafitra. Atsaharo ny application mba hahitana raha voavaha ilay olana | |Fahadisoana, tsy voatahiry ny fanovana, azafady mifandraisa aminay raha mila tsipiriany misimisy kokoa | Fahadisoana, tsy voatahiry ny fanovana, azafady mifandraisa aminay raha mila tsipiriany misimisy kokoa | |Ny lisansa efa niasa, azafady mba mifandraisa aminay mba hamerenana ny laoniny na hahazoana iray amin'ny www.iqualif.com|Mitranga ny lesoka rehefa manandrana mamelona indray ny rindranasa izay efa nataonao nandeha| |tapitra ny 3 Andro Fanandramana. Azafady mangatà fahazoan-dàlana ao amin'ny www.iqualif.com na mifandraisa aminay mba hampiasa hatrany ny IQUALIF |Mitranga ny lesoka rehefa manandrana mampiasa ilay logiciel ianao rehefa tapitra ny andrana 3 andro nataonao | |Tapitra ny fahazoan-dàlana, azafady mifandraisa aminay mba hamelombelona indray na hahazoana iray amin'ny www.iqualif.com |Mitranga ny lesoka rehefa manandrana mampiasa ny application ianao rehefa tapitra ny fahazoan-dàlana IQUALIF | |Tsy afaka mamaky ny maodelim-piteny, mamaky fiteny tsy misy fangarony, miangavy anao hamerina ny IQUALIF na hifandray aminay hanamboarana azy|Mitranga ny lesoka rehefa mandefa ny fiteny ny application ka tsy mandeha. Atsaharo ny fampandehanana indray mba hahitana raha voavaha ilay olana | |Cannot micharge ny fanovana, micharge ny fanovana tany ampiandohana, azafady avereno alefa i IQUALIF na mifandraisa aminay mba hanamboarana izany |Mitranga ny lesoka rehefa tojo tsy fietezna ny application mba hampandeha ny ecran ho amin'ny fanovana. Avereno alefa ny application mba hijerena raha efa voavaha ny olana| |Ny fitetezana dia tsy afaka mampiseho, manome hafatra ao amin'ny www.iqualif.com na Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny |Mitranga ny lesoka rehefa tsy mahavita mampiditra mpitety anaty logiciel ana fitetezana maody ny rindranasa iray | |mailaka tsy lasa, azafady mba jereo ny fanaingoana na mifandraisa aminay raha mila tsipiriany misimisy kokoa | Ny lesoka dia mitranga rehefa tsy mandefa mailaka amin'ny alàlan'ny ecran anay. Zahao ireo fikirakirana mailaka an'ny rafitrao ary manandrama indray | |Voafetra ho 50 fifandraisana ny kinova iray, ampandehano ny fitsapana kinova maimaimpoana, na mazahoa fahazoan-dàlana ao amin'ny www.iqualif.com raha ampiasa ny kinova IQUALIF feno |Mitranga ny lesoka rehefa manandrana mikaroka fifandraisana ianao rehefa tapitra ny andrana kinova. Ny logiciel dia mamela anao hitady valin'ny fifandraisana 50 fotsiny. Vidio ny logiciel handaminana ilay olana| |Tsy nahomby ny fanafarana, azafady mifandraisa amin'ny fanampiana na mifandraisa aminay raha mila tsipiriany misimisy kokoa momba ny endrika tsy vita fanohanana, azafady mifandraisa amin'ny mpanohana ao amin'ny contact@iqualif.com |Mitranga ny lesoka rehefa manandrana mampakatra endrika fisie izay tsy nahazo fanohanan'ny logiciel ianao. Volavolan'ireo fisie ho an'ny fikarohana miaraka amin'ny fisie ampidirina dia ''postcode;tanana;lalana''. Format an'ny fisie ho an'ny IP obfuscation is ''10.0.0.1:3126 na socks;10.0.0.1:3126;mpampiasa;mandeha''| ---- ===== Hintsindalana ===== - CTRL+0 : Mampiasà fihetsika mitovy hatrany amboalohany - CTRL+1 : Andramo ampiasaina ny serveur 1 - CTRL+2 : Andramo ampiasaina ny serveur 2 - CTRL+3 : Andramo ampiasaina ny serveur 3 - CTRL+F : Fikarohana haingana - CTRL+I : Manafatra lisitra amin'ny toerana na karazany hafa avy amin'ny Fisie - CTRL+P : Counter mode - CTRL+Q : Manidy ny logiciel - CTRL+R : Mamerina ny fitadiavana - CTRL+S : Tehirizo ny valiny amin'ny Excel na CSV - CTRL+V : Averina hatramin'ny voalohany ny hafainganampandehan'ny logiciel ---- ====== Torolalana amin'ny Excel ====== ===== Sivanina ny firaketana ===== Raha hamafa ny firaketana mifototra amin'ny sanda manokana ao amin'ny excel sheet , ary sokafy ny takelaka ary araho ireo dingana tsipika aseho etsy ambany ==== Dingana voalohany 1 ==== Safidio ny tsipika lohateny ary kitiho ny ‘Sivana’ option in **//Sivana sy Tahirin-kevitra//** Tab. __Afaka mampiasa lakile fohy ianao**//Ctrl+Shift+L//** lakile hampiharana na hanalana mivantana ny sivana.__ {{ :en:excel_tut_select_filter.png?nolink&600 |}} Fihenam-bidy{{:en:dropdown.png?20|}} dia hiseho ho toy ny kisary telozoro manondro ambany eo ankavanan'ny sela. Io dia hahafahanao mahita sy mifidy rakitsoratra mifototra amin'ny masotsivana notedaavino. Azonao atao ny manao asa isan-karazany toy ny famolavolana fepetra, famafana, na fanaovana kajy amin'ny angona voasivana. {{ :en:excel_tut_header_row.png?nolink&600 |}} ==== Dingana faha 2 ==== Tsindrio ny kisary sivana eo amin'ny tsanganana kendrena. Hipoitra ny pop up. Misafidiana sanda iray mifandraika amin'ilay lisitra (aminy ity tranga ity, dia ‘ILLE ROUSSE’) clickeo ny ‘Ok’. __For large datasets, asaina isika anala ny fijerena ‘Select All’ ary soraty ny izay ho ampidirina ao anaty bara ana fitediavana mba analana izay ilaina amin'ny ireo fitaritana ara-pikarohana avy ao amin'ny listra {{ :en:excel_tut_uncheck_select_all.png?nolink&600 |}} Mba hanivanana ny bara fitadiavana, soraty ny sahan'ny fikarohana ary clickeo ‘OK’ {{ :en:excel_tut_select_relavant_records.png?nolink&600 |}} Ny rakitsoratra rehetra mifandraika dia hesorina amin'ny angon-drakitra, toy ny aseho etsy ambany {{ :en:excel_tut_view_of_filtered_results.png?nolink&600 |}} ==== Dingana faha 3 ==== Misafidiana tabilao amin'ny ficlickena ny rakitsoratra voalohany ary sintomy mankany amin'ny faran'ny takelaka. Ireo firaketana voafantina dia hisongadina amin'ny volondavenona toy ny aseho etsy ambany. Click-droiteamin'ny fisafidianana ary clickeo **//Mamafa andalana//** avy any amin'ny pop up. __Ampifamadio ny lakile dia tafamafa andalana is Ctrl- .__ ny andalana rehetra izay voafidy dia ho voafafa tsara ao amin'ny tahirin-kevitra. {{ :en:excel_tut_delete_rows.png?nolink&600 |}} Ao aorinan'ny famafana dia //**Ctrl+shift+L**// alao ny filtre.